|
|
|
|

Teny iditra1 mamerovero
Fototeny  2verovero
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4mandrara-pofona manitra: Voninkazo mamerovero.
5malaza. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6être odoriférant. [1.3#829, 1.196]
7, répandre une bonne odeur: Mamerovero ireo vonindraozy ireo (Ces roses répandent d’agréables parfums).
8figuré: être célèbre. [1.3#829]
9répandre une odeur agréable.
10Figuré: être célèbre, respecté. [1.196]
Ohatra  11 Raha jejo loha ny any, Izahay kely ihany fa mamerovero. [1.299#]
12 Mbola henoko mamerovero eny anaty habakabak'i Menabe ny ampahan' ny fofonain' ilay mpanjakako. [2.528#]
13 Ny rambiazina no mamerovero an-tanety, ny tongolo no manitra voasary, ary ny tsaika no manitra an-ala. [2.69#]
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02