|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mani-pofona |
| Singan-teny | 2manitra, 3fofona |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Ohatra |
5 Ary Arona handoro ditin-kazo mani-pofona eo;
[2.996]
6 Na dia maitaingina posy sy tarihin' olona aza izy ireo ankehitriny, dia tsy noho ny hasambarana eo anivon' ny fahasalamana, tsy noho ny nofinofin' ny hiavy voafafy voninkazo mani-pofona, fa tsy fidiny tsy azo anoharana. [2.470] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10 |
|