|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 manirina
Fototeny  2hirina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manakimpy ny mason' ny olona ho faty na efa maty. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to close the eyes of the dead. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6fermer les yeux d'un mort. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)12 manirina
Fototeny  13manitra
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15Atao tonga manitra. [1.1]
Tovy hevitra  16hanirina

Teny iditra (3/3)17 manirìna
Fototeny  18hirina
Sokajin-teny  19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manirina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  20 mañariny, 21 manirìna, manirina, 22 marinina, 23 miranina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05