|
|
|
|

Teny iditra1 veromanitra
Singan-teny  2vero, 3manitra
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazam-bero mani-dravina izay anaovan' ny olona fisotro toy ny dite ka manapahita tory tsara(Andropogon Schoenantus). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6lemongrass. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7citronnelle. [1.8]
8(de vero et manitra : parfumé).
9Cymbopogon citratus (DC.) Stapf (Poaceae) ; appelé couramment « Citronnelle » ou « Lemon grass » ; cultivé comme plante à parfum notamment à Nosy be.
10Son essence est commercialisée sous le nom d'essence de citronnelle.
11D'après Malzac, une autre Graminée à parfum, le nard, Andropogon nardus L.
12(Poaceae), aurait également été introduite et cultivée.
13Nous n'avons trouvé aucune mention récente de cette espèce.. [Merina] [1.196]
Ohatra  14 kasy sy veromanitra no nanefany ny volanao aminy [2.996]
Voambolana  15 Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 
Lahatsoratra  16Randzavola: veromanitra ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07