Teny iditra | herinandro | ||||||||
Singan-teny | herina ; andro | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fe-potoana misy andro fito voafetran' ny kalandrie: Ny alahady no andro voalohany amin' ny herinandro araka ny kalandrie vazaha Fahelam-potoana misy andro fito: Ho vitanao herinandro ve io asa io? [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A week [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Une semaine [1.8] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Voambolana | Fotoana | ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny herinandro io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17 |