|
|
|
|

Teny iditra1 herinandro ambony
Singan-teny  2herina, 3andro, 4ambony
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  6next week. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7la semaine prochaine. [1.8]
Ohatra  8 Hantsoinay ianao hiakatra eto Antananarivo amin'ny herinandro ambony [2.356#178]
9 Amy herinandro ambony tsika manao havoria momba ny kotizasiona vola iny [2.606#223]
10 Tsy raharahako izany, fa vonony ny roapolon' ialahy amin' ny herinandro ambony [2.472#14]
Voambolana  11 Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11