|
|
|
|

Teny iditra1 oran-kerinandro
Singan-teny  2orana, 3herina, 4andro
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6orana maharitra mandritra ny hafitoana, izay fahita indrindra eo amin' ny volana Fevrie na Marsa. [1.1]
Tovy hevitra  7laifito, oran-kafitoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11