|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  atsinanana
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toerana
Fanazavàna teny malagasy  4  Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  The east; atinanana is used in provinces. [1.2]
6  The east [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  Est [1.3#66, 1.8]
Ohatra  8  Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
9  Maloka ny avaratra atsinanana. [2.499]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Tambinteny :
Tsipelina hafa  16  atinanana
Kamban-teny 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 
Renianarana 
Manontolo 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny atsinanana io

Teny iditra (2/2)24  Atsinanana
Sokajin-teny  25  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  26  Pôlitika
Fanazavàna teny malagasy  27  Faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina [3.1]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  35  Fitanisana
36  Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 
37 

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/04