|
|
|
|

Teny iditra1 Melaky
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3faritra anatin' ny faritanin' i Mahajanga. [3.1]
Ohatra  4 Na eo aza izany, ny volana mey 2008, ny Ministeran’ny Angovo sy ny Harena an-kibon’ny tany tamin’ny alalan’ny Birao miandraikitra ny Sora-pananan-tany misy harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara (BCMM) dia nandefa tolo-bidy nasionaly sy iraisam-pirenena ho an’ny fitrandrahana ny fihondronam-by an-kibon’ny tany ao amin’ny manodidina an’i Soalala, Faritra Boeny sy Melaky. [4.27]
Voambolana  5 Pôlitika
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  28 Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 

Fivaditsoratra  29 kalemy, 30 kilema, 31 Melaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12