|
|
|
|

Teny iditra1 Tatsinanana
Singan-teny  2t~, 3atsinanana
Sokajin-teny  4 anarana na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  5Enti-milaza ny olona avy any atsinanana.
6-- Raha ilazana ny fizaran' ny tany lehibe io teny fo, dia enti-milaza ny olona avy any amin' ny ilan' ny tany heverina fa iposahan' ny masoandro, toa an' i Japana, i Sina sy ny milahatra aminy rehetra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7the east people. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8les Orientaux. [1.5]
9les gens de l'Est. [1.8, 1.5]
Ohatra  10 Samy ankolafin' ny tatsinanana i Bouddha sy Kaonfosiosy. [2.296#37]
11 Ny sivilizasionina tandrefana sy tatsinanana samy velon-tsoratra eo. [2.285#110]
12 Ny "Andriamanitra" dia voalazan' ny mpahalala sasany fa avy amin' ny teny tatsinanana atao hoe "sanscrit. [2.285#76]
Mpanahaka  13 tandrefana, 14 tatsimo, 15 tavaratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02