|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 atsimo atsinanana
Singan-teny  2atsimo, 3atsinanana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 Tsy vitan' izay ny amin' ny Arabo fa tonga taty atsimo atsinanana koa izy [2.366#9]
6 Foko avy tany atsimo atsinanan' i Madagasikara no niavian' ny Bara sy ny Filoha nitarika azy [2.508#274]
Voambolana  7 Toerana

Teny iditra (2/2)8 Atsimo Atsinanana
Singan-teny  9atsimo
Sokajin-teny  10 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11faritra anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa. [3.1]
Voambolana  12 Pôlitika
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  35 Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 

Fivaditsoratra  36 atsimo atsinanana, Atsimo Atsinanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05