Teny iditra |
sisa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny kely tafajanona amin' ny be efa lany na efa afaka: Nomen' Ikoto ny saka ny sisany. / Handeha kely izahay aloha, hoy ireto mpiasa, fa rahampitso mamita ny sisa Ny ambiny: Iny misy vola roanjato; alao amin' iny ny karamanao nitaona vato, ary dia avereno aty amiko ny sisa Ny tavela tsy voalaza: Andriamanitra no nanao ny olona, ny zavamaniry sy ny sisa [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A remnant, a residue [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Reste, restant [1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
Sisa
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Kish [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qish [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|
Teny iditra |
Sisà
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Shisha [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Shisha [2.996]
|
Voambolana |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|