|
|
|
|

Teny iditra1 asisa
Fototeny  2sisa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4amelana sisa, asiana sisa: Asisao ho an-jandrinao ny varinao, anaka, fa tsy misy vary intsony ao am-bilany. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 asasy, 10 asisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12