|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanisa
Fototeny  2isa
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba enti-manisa.
5Azo isaina: Tsy fanisa itony voan-javatra itony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6ce qu'on peut compter, manière d'énumérer. [1.3]
7numération. [1.13]

Teny iditra (2/2)8 fanisa
Fototeny  9sisa
Sokajin-teny  10 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11Fomba enti-manisa na mamela sisa.
12Azo asisa, azo amelana sisa: Ny hanina toy itony tsy mba fanisa, hoy ilay sarotra. [1.1]

Fivaditsoratra  13 fañasy, 14 fanisa, 15 fasina, 16 fisana, 17 safina, 18 Sifaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12