|
|
|
|

Teny iditra1 tapa-porohana sisa tsy may
Singan-teny  2tapaka, 3forohana, 4sisa, 5tsy, 6may
Sokajin-teny  7 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8enti-milaza ny kely sisa tamin' ny zavatra kay saika efa lany tanteraka, na olona vitsy na tokana sisa tsy maty tamin' ny olona saika efa maty avokoa. [1.1]
Tovy hevitra  9akanga sisa nanamborana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12