|
|
|
|

Teny iditra1 farasisa
Singan-teny  2fara, 3sisa
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Aretina toa mifamindra amin' ny ra mahatonga ho feriferena na ho sarotim-pery. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[sisa, that which is left.] The tertiary state of syphilitic diseases.. [1.2]
7syphilis. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8syphilis. [1.54, 1.8]
Ohatra  9 Manonofy eo amin' ny farafara maloto na misaritaka : farasisa na angatra. [1.381#]
10 Ilaina amin'ny fitsaboana farasisa mahery vaika ihany koa izy ireo (jereo p. [2.424#]
Voambolana  11 Fahasalamana
Mpanahaka  12 akohofotsy, 13 ambaniana, 14 angatra, 15 famehy, 16 fiandry, 17 fifia, 18 vania
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02