Teny iditra | Nanahary | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny mitovy amin' ny hoe Zanahary ihany, fa ny N sy Z nifanolo toerana toy ny hita indraindray: ohatra amin' ny hoe "Naotra" sy "Zaotra" (izay nahazoana ny zao-dahy, zao-bavy). [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Same as zanahary, andriananahary [1.2] | ||||
More or less synonym of zanahary; a god, God [1.7] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Synonyme (plus ou moins) de Zanahary un dieu, Dieu [1.8] | ||||
Voambolana | Fivavahana, finoana | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaram-javamaniry |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny Nanahary io | ||||
Fivaditsoratra | haranina, Nanahary, rahanina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |