|
|
|
|

Teny iditra1 antoandrobenanahary
Singan-teny  2antoandro, 3be, 4Nanahary
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6efa tena antoandrobe ny andro ka mibahaka aoka izany ny masoandro (11-12 ora). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7daytime, the middle of the day. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8Grand jour : de huit à dix heures du matin. [2.415#6546]
9le grand jour. [1.8]
Ohatra  10 Fa mazava toy ny antoandrobenanahary ao ambany rehetra ao. [2.356#]
11 Aiza ianao hahita vara-maina amin'izao antoandrobenanahary tsy oran-tsy inona' izao, hoy Rainimiadamanana avy ao Ambohitraivo. [2.588#]
Voambolana  12 Fotoana
Tovy hevitra  13antoandrobe

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11