|
|
|
|

Teny iditra1 jorovelondranahary
Singan-teny  2joro, 3velona, 4Nanahary
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6omby mainty fa fotsy ny lohany ary tsy mididy ny sofiny.
7Izany no fitondra manonga doany toy ny ondrilahy mena, mainty-hariva fanao sorona amin' ny vava-Alakaosy aty Imerina. [1.10#J161]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12