|
|
|
|

Teny iditra1 vita-nanahary
Singan-teny  2vita, 3Nanahary
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy namboarin-tanan' olombelona fa vita nataon' Andriamanitra avy hatrany, voa-Janahary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a natural product not man made. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7produit naturel. [1.8]
Ohatra  8 Mety misy tsy mahalala kosa fa elektrisite vitananahary ny tselatra sy ny kotroka ary ny varatra. [2.332#]
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02