|
|
|
|

Teny iditra1 zotra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fandeha mahitsy tsy mivilivily, mandroso sy mitohy hatrany.
4Enti-milaza antokom-piara mpitatitra olona anankiray manana lalana voasoritra falehany: Ny zotra faha-22 ~ Ny lamasinina zotra Antananarivo-Toamasina. [1.1]
5ny aleha, ny hitsy. [1.13.mg#235]
Fanazavàna teny frantsay  6action d'aller, de marcher, de filer droit. [1.3#875]
7direction. [1.13.fr#235]
Ohatra  8 zotra hiany koa no nandehanako teny Anosibe. [2.4#]
9 Isaky ny zotra indray, misy gara am-polony maro, gara kely, gara lehibe. [2.356#]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
11 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  29Fikambanana 32 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11