|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 izorana |
| Fototeny | 2zotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#875] |
| Ohatra |
4 Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa.
[2.471#36]
5 Fitia fitia foana, hoy aho, tsy mila fitia aho fa ny lalan' Soa izorana. [2.643#11] 6 Tsarovy fa lalana roa no izorana ho amin' ny fandrosoana, dia ny fahalalana ny ankehitriny sy ny lasa. [2.285#16] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|