|
|
|
|

Teny iditra1 zorina
Fototeny  2zotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Arahina mahitsy tsy mivilivily: Ity lalana mianatsimo ity zorina dia ho tonga any am-piangonana ianao.
5Tohizina: Ny lalana zorina fa aza be resaka eo. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12