|
|
|
|

Teny iditra1 fizotra
Fototeny  2zotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba na toetran' ny zavatra na olona mizotra, izany hoe mandeha milamina tsara: Araho tsara ny fizotron' ny tantara. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5processus; déroulement. [1.13]
Ohatra  6 Ka ny marika hahalalana fa nahazo tsodrano avy amin' ny Razany ny olona, dia hita (tsapan' izy tompony) mandeha tsara fizotra [2.245#]
7 Ny Filohan' ny Repoblika no filoham-panjakana ray aman-dreny, miantoka amin' ny alalan' ny fanelanelanany ny fizotra ara-dalàna [2.445#]
Kamban-teny rehetra  8fizotry ny fanandramana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08