|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mizotra |
| Fototeny | 2zotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandeha: Mizotra tsara ny soavalinao izany.
5Mandeha milamina, misosa: Mizotra tsara ny fianarako. 6Mandeha, mivalana, mikoriana: Raha efa avy eto, dia mizotra mianavaratra ity renirano ity. 7Mahazo, mihazo: Nizotra tamin' ny arabe fa tsy tamin' ny lalan-kely akory izy. [1.1] |
| Ohatra |
8 nefa mizotra tsy fídiny amin'izany hiany izahay.
[2.59#266]
9 Mety raha lazaina fa ny rehirano ao Manalalondo dia mizotra mianavaratra; [2.588#] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 14 manaoranolava, 15 manaotohylahy, 16 manaotohylava, 17 manaotohyvakana, 18 manaotsoatokana, 19 manaovalalamanjohy, 20 manaozobalala, 21 mifanaoalohasyaoriana, 22 mifanjohizohy, 23 milahatra, 24 mitandahatra, 25 mitandavana, 26 mitanjozotra, 27 mitomandavana |
| Kamban-teny rehetra | 28Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|