|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamovoka |
| Fototeny | 2vovoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandrakotra vovoka: Mamovoka io tany mianjera io fa amboary.
5Manetsika, mampibofoka vovoka, mampitera-jofo: Tandremo ny mamovoka rehefa mamafa trano. 6Enti-milaza ny vovoky ny kitrotro izay miendaka amin' ilay marary ka manidina mifindra amin' ny mbola tsy voa: Mamovoka izao ny kitrotron' ny ankizy ka aza mbola mamangy any aminay aloha ianareo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to cover with dust; to raise dust; to be dusty.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8couvrir de poussière; soulever la poussière; être poussiéreux.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|