|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vovohina
Fototeny  2vovoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Rakotry ny vovoka: Novovohiny aho ka niala. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8 vovohina
Fototeny  9vovoka
Sokajin-teny  10 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11Lanim-positra, voaloadoakan' ny bibikely ka mihintsana ho vovoka: Hazo vovohina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12dusty from rot (esp.
13of.
14wood). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15pourri et poussiéreux (se dit surtout du bois). [1.8]

Fivaditsoratra  16 vonahivo, 17 vovohina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12