|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vondrona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[vondroña]
3andiany.
[Bara]
[1.78] 4Fitambaran-javatra mikambana ho antontany iray na ho amboara iray. 5Fitambaram-piangonana na firaisam-pokontany vitsivitsy iray fileovana (ity faharoa dia matetika atao hoe fivondronana). [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6groupe.
[1.3#854, 1.5#339] 7réunion, agglomération. [1.3#854] 8ensemble. [1.5#339] |
| Ohatra |
9 Misy filoha ny isam-bondrona.
[2.472]
10 olona tsy andairan' ny tsindry aloka ataon' ny matanjaka sy ny vondrona politika sasany. [4.27#] 11 Ny hevitry ny Vondrona Eropeana dia sady manjavozavo no miovaova, tsy miombon-kevitra mantsy ny mpikambana ao. [4.27#] 12 Hanjary toa entam-bondrona, ka mievotrevotra tsy hahavaky tratra antsika mianakavy. [2.245] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 24 Pôlitika |
| Kamban-teny rehetra | 25Fikambanana 30 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 26 vondrona |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
28Zavamaniry fandrary ho tsihy na harona ary ahazoana lavenona mamimamy toa sira (sira vondrona).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29(sens général : réunis en groupe).
30Typha angustifolia L. 31(Typhaceae). 32Appelé en français : Massette ou « Jonc de la passion ». 33La souche jeune est consommée comme légume après cuisson. 34Les tiges servent en sparterie pour faire des nattes grossières. 35On les brûle pour obtenir un sel par lixiviation des cendres, le siravondrona, utilisé en cuisine et pour rembourrer les coussins. 36Cette plante a donné son nom à la montagne dite Ambondrombe. [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Ohatra |
37 Ny sira dia nosoloina sira vondrona na sira hazo.
[2.472]
38 ny ranon-davenona andorana ny vondrona, dia tanehiny ny olona atao sira amidy any an-tsena. [2.48] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 40 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 41Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|