|
|
|
|

Teny iditra1 fivondrona
Fototeny  2vondrona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona na zavatra mivondrona izany hoe mikambana ho iray. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5manière de se réunir. [1.3#854]
Kamban-teny rehetra  6fivondronam-pokontany

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08