|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andiany |
| Singan-teny | 2dia |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Olona na biby maromaro miara-dia, na manao dia be na miara-manidina raha vorona: Andiam-borona.
[1.1] 5pôtro. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a company, a flock, a herd.
7See dia.. [1.2] 8a flock, a herd, a crowd. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9troupeau, troupe, compagnie.
[1.8] 10section, groupe. [1.13] |
| Mpanahaka | 11 antokony, 12 iraytarika, 13 mpiraydia |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 adinina, 16 andiany, 17 an-idina, anidina, 18 idinana, 19 indiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|