|
|
|
|

Teny iditra1 fampivondronana
Fototeny  2vondrona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [2.508#]
Ohatra  4 Nifamatotra tamin' ny velirano ny Mpanjaka sy ny Mpanolotsainy ary ny vahoaka, ka ny Mpanjaka tsy hivadika amin' ny adidy fampivondronana sy fampihavanana; [2.508#]
5 Efa noresahintsika ny atao amin' izao fotoana izao dia ny fampifangaroana, ny fanaparitahana sy ny fampivondronana ny fianakaviana any amin' ny site natokantokana. [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12