|
|
|
|

Teny iditra1 avondrona
Fototeny  2vondrona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atambatra mba hikambana ho iray: Avondrony daholo ny olona iray tanàna mba tsy hahombiazan' ny mpampisara-bazana. [1.1#130]
Ohatra  5 avondrona eo ambany fahefan' ny fokontany ny fokonolona rehetra. [4.27#2003/12/29]
6 Ireo "lahateny miavaka" narindran'olona isan-karazany ireo, no avondrona ho tahiry, akoran-draha hotrandrahina. [2.606#23]
7 Toa azo avondrona amin' ny baiko tokana ny fepetra rehetra, na amin' ny fitsimbinana ny tena na amin' ny fitsim-binana ny namana. [2.296#43]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 avondrona, 13 voandrano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12