|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fivondronana
Fototeny  2vondrona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitambaran' olona na zavatra mikambana ho iray: Noho ny fivondronan' ny fokonolona no nahatsanganana an' io trano sekoly io. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5groupement. [1.5#339]
Ohatra  6 Ary raha jerena toa tia fivondronana kosa isika Malagasy, dia lavitra antsika ny firaisan-kina! [2.503#51]

Teny iditra (2/2)7 fivondronana
Fototeny  8vondrona
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11unité administrative équivalente à la préfecture. [1.5#339]
Ohatra  12 Tonga teto omaly ny mpiasan'ny fivondronana. [2.445#10]
Voambolana  13 Pôlitika
Tovy hevitra  14fivondronam-pokontany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12