|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vomanga |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavamaniry mandady fihinana ny raviny sy ny vodiny.
4Maro karazana ny vomanga dia ny: vomangafaladiangisa, vomangahoda, vomanga masombika, vomangambato, vomangamena, vomangamenaty, vomangaringitra, vomangasidina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5sweet potatoes.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6patate.
[1.8] 7(de vo : tubercule ; et manga : bien coloré, beau). 8Nom habituel de la Patate douce : Ipomoea batatas (L.) Lam.(Convolvulaceae).. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
9 Gaga ny angady sy ny harona fa tsy nisy vodiny ny vomanga
[2.587#]
10 Koa raha manao vomanga matim-panala hianao, dia mba manao tsaramaso matin-drivotra aho [2.69#228] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry: anana |
| Mpanahaka | 12 bageda, 13 batata, 14 bele, 15 bokala, 16 kimoky, 17 kirangomena, 18 mbizo |
| Kamban-teny rehetra | 19Fikambanana 15 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|