|
|
|
|

Teny iditra1  bele
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Bara] vomanga [1.78]
4 karazana hanin-kotrana [1.13]
5 [Masikoro] vomanga, bageda [2.606#151]
Fanazavàna teny anglisy  6 [Betsileo+Sakalava] The sweet potato. (Bets. And Sak.) Batatas edulis, Choisy. Same as vomanga, ovihazo (Bets.), vihazo (Bets.), mbizo (Bets.), and tsimanga (Prov.), etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 patate douce [1.13]
8 [Betsimisaraka+Betsileo] (étymologie comme bela) Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae). [1.196]
Ohatra  9  Ny haninkotrana (vomanga na bele sy saonjo) mbamin'ny voamaina (voanemba, tsaramaso) no hanentsenana ny banga araka izay azo atao. [2.606]
Voambolana  10  Haizavamaniry: anana
Mpanahaka  11  bageda, 12  batata, 13  belena, 14  bokala, 15  mbizo, 16  vomanga
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  bele, 18 lebe

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04