|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 [Bara+Tanala] vao [1.78]
4 [Bara] sady [1.78]
5 [Tanosy] sy [1.78]
Tovy hevitra  6 voho
Kamban-teny rehetra  7 erahô vô eriky

Teny iditra (2/4)8  vo~
Sokajin-teny  9  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10 Tovona fanaovana fototeny faharoa mba hampitombo sy hanamafy ny hevitry ny fototeny voalohany: Voretra (retra), vozihitra (zihitra) [1.1]

Teny iditra (3/4)11  ~vo~
Sokajin-teny  12  tsofoka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13 Ohatra: savoritaka (saritaka) [3.1]

Teny iditra (4/4)14  vo
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny anglisy  16 a small piece of wood decorated with beads and worn as an ornament; a small bag filled with crushed leaves and worn as an ornament [1.2#762]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04