|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  batata
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] Vomanga [1.78]
4 [Provincial] Vomanga [1.1]
5 karazana hanin-kotrana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 the sweet potato. (Prov.) See vomanga. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 [Tankarana] patates. (tsimanga) § vomanga. [1.19]
8 patate douce [1.13]
9 [Betsimisaraka+Sakalava] (du français « patate »). Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae) : la patate douce. Tubercule alimentaire. [1.196]
Voambolana  10  Haizavamaniry: anana
Tovy hevitra  11 bageda, bele, bokala, mbizo, tsimanga, vomanga
Kamban-teny rehetra  12 batata vaza
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)14  batata
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16 [Bara] kely saina, adaladala [1.78]

Fivaditsoratra  batata, 17 Tabata

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04