|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bageda |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Bara+Tandroy+Tanosy] Vomanga
[1.1] 4 karazana hanin-kotrana [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 [Tankarana] patate douce. (batàta).
[1.19] 6 patate douce [1.13] 7 [Bara+Tanosy] Un des nombreux noms de la patate douce, Ipomoea batatas (L.) Lam.(Convolvulaceae). [1.196] |
| Ohatra |
8 Voly mamody toy ny kazaha, bageda, saonjo no atao eny amin' ny vody tanety.
[2.117]
|
| Voambolana | 9 Haizavamaniry: anana |
| Mpanahaka | 10 batata, 11 bele, 12 bokala, 13 mbizo, 14 vomanga |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|