|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 velatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fandaharana; fampisehoana hiharihary; fandaharana sy fandaminana ny zavatra hamidy ho hitan' ny olona rehetra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4the act of spreading or unrolling something.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5action de déplier ou dérouler.
[1.8] 6action de déployer, d'étendre. [1.5] 7Action de s'épanouir en parlant des fleurs ; par exemple : Mivelatra ny vonin-draozy : les roses s'épanouissent ; d'où fivelarana : l'épanouissement d'une fleur (sens figuré : déploiement d'un drapeau ; publication d'une décision d'une décision royale ; lieu où l'on fait cette proclamation). [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 28Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 29 velatra |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
31Nom donné aux plantes dont les fleurs, généralement brillantes, s'épanouissent au-dessus d'une masse plus terne.
32Nous avons relevé sous ce nom, suivant les dialectes :. 33Hypoestes maculosa Nees (Acanthaceae).. [Tankarana] 34Tachiadenus boivinii Humbert ex Klack . 35(Gentianaceae).. [Sakalava] 36Plectranthus canescens Benth. 37et sa variété Plectranthus canescens var. 38membranaceus Woods (Lamiaceae). 39 Voir aussi velatsa, prononciation du même mot dans de Sud.. [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 40 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|