|
|
|
|

Teny iditra1 avelatra
Fototeny  2velatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  4qu'on déploie. [1.3, 1.5]
5qu'on étend, qu'on ouvre; qu'on découvre, qu'on manifeste, qu'on montre, qu'on explique, qu'on publie: Navelany tsara ny hevitr' izany teny izany (Il a bien expliqué le sens de ce mot). [1.3]
Ohatra  6 Ny famonoana ireo zandriny no navelany. [2.470]
7 koa ny boky sasany izay tsy azoazony dia navelany. [1.38]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Tovy hevitra  11velarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12