|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fampivelarana |
| Fototeny | 2velatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4manière de faire épanouir.
[1.13] |
| Ohatra |
5 Koa izany fampitoviana sy fampivelarana amin'ny any ivelany izany, dia mitarika fomba fisaina mifanohitra amin' ny nentimdrazana izay mitazona ny olona hifototra amin'ny fokony ihany.
[2.606#]
|
| Voambolana | 6 Filôzôfia |
| Kamban-teny rehetra | 7fampivelarana ny maha-olona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|