|
|
|
|

Teny iditra1 mamelatra
Fototeny  2velatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamela hitsotra tsara: Mamelatra karipetra handiavan' ny mpanambady ny tompontrano.
5Manokatra: Mamelatra boky ny mpianatra.
6Mandahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Mamelatra ny entany vao maraina ny mpivarotra rehetra.
7Manomana ho an' ny ilana azy: Mamelatra fandambanana.
8Mamelatra fandriana.
9sns.
10Mametraka: Mamela-pandrika ho an' ny biby ny mpihaza.
11Manazava: Ny mpitandrina Ranona no hamelatra ny lohateny hoe: Zava-poana izao tontolo izao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12to unroll, to spread; to set a table; to explain. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13dérouler, étendre, déployer; mettre la table; expliquer. [1.8]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  18mamelabelatra
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 4 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08