| Teny iditra | ![]() |
valo |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Famaritana malagasy | Fito ampiana iray: Efatra ampiana efa [...] [tohiny Rajemisa 1985] | |
| Dikanteny anglisy | Eight [Hallanger 1973] | |
| Dikanteny frantsay | Huit [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974] | |
| Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
| Sampanteny | ampahavalo, fahavalo, fanimbalony, fivalo, fivaloana, havaloana, imbalo, ivaloana, manimbalo, mivalo, tsivalovalo, valoina, voavalo | |
| Ohatra | Tsy latsaka ny fito ambin' ny folo na valo ambin' ny folo kilao, hoy Raboto. [Andriamalala: Ranomasina, takelaka 63] Soavaly valo no mipitrapitra sy mijaridina tsara toa miandry fotoana izay hiantsoana azy hiasa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takelaka 151] Vao valo taona angamba aho, ary efatra izy? [Andriamalala: Zazavavindrano] | |
| Haianarantany | ||
| Jereo | Fanisana vaovao ~ Fifanampiana ~ fampitomboana ~ Ny isa | |
| Teny iditra | ![]() |
valo |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Famaritana malagasy | Fiovana ho tsara, baboka, fifonana [Rajemisa 1985] | |
| Sampanteny | fivalo, fivalozana, ivalozana, mahavalo, mivalo, mpivalo, valovalo | |
| Nohavaozina taminy 2012/03/17 |
|