|
|
|
|

Teny iditra1 vahoaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny olom-pirenena amin' ny fanjakana iray: Novorin' ny filoham-panjakana ny vahoakany.
4olona maro be: Vahoaka be mihitsy izay tao an-tsena izay aninaraina.
5Ny sarambaben' ny olona, ny valalabemandry: Rahefa avy nikabary izy dia nifangaroharo tamin' ny vahoaka. [1.1#1007]
Fanazavàna teny anglisy  6the people; the citizens of a country. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7le peuple. [1.3, 1.8]
8les sujets d'un état.
9public. [1.3]
10citoyen d'un pays. [1.8]
Ohatra  11 Ny mpanjaka no manjaka ny vahoaka [2.131]
12 Raha olo-marina izy dia tokony ho tonga niaraka tamin'ny vahoaka. [2.324]
13 Tsara izao fahatongavanao izao, hizaha ahy sy ny tany anjakako ary ny vahoakako. [2.298]
14 Nahalala indrindra ny fon'ny vahoakany Andrianampoinimerina [2.298]
Haiendriteny 
15 Tsotra :
16 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  22 Pôlitika
Mpanahaka  23 ambanilanitra, 24 bozakaamanahitra, 25 nymiankandrefambaravarana, 26 nyolomiaina, 27 nyvelonarehetra, 28 olona, 29 sarambabennykintana, 30 valalabemandry, 31 valalatsimandadiharona, 32 vodiahitrarivo
Kamban-teny rehetra  33Fikambanana 15 amin' io teny io
Ohabolana  34 Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  35 Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02