|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famahoahana |
| Fototeny | 2vahoaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Famoriana olona vitsivitsy mba hiasa sy famahanana azy avy eo.
5Fametrahana ho takatry ny vahoaka, fampielezana amin' ny vahoaka: anisan' ny zava-dehibe eo amin' ny fampandrosoana ny famahoahana ny fampianarana. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|