|
|
|
|

Teny iditra1 mamahoaka
Fototeny  2vahoaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamory olona vitsivitsy mba hiasa ary mamahana azy avy eo.
5Mametraka ho takatry ny vahoaka, mampiély amin' ny vahoaka: Anisan' ny fototry ny fandrosoana ny mamahoaka ny fampianarana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Réunir un certain nombre de personnes, emprunter leur service en les nourrissant ou leur distribuant de la viande. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02