|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tondraka |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza ny rano mitombo na misondrotra be dia be ka mihoatra ny fefy na ny morondrano: Tondraka i Betsiboka.
4Misy be dia be: Tondraka ny paiso ao an-tsena. 5a) Fampidirana rano amin' ny tany fambolena na fandrarahana rano amin' ny voly mba hampaniry azy; b) famelana ny biby hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6swollen by floodwater, overflowing.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qui déborde.
[1.3, 1.8] 8qui se répand, comme l'eau d'une rivière: Ho tondraka ny rano (L'eau débordera). 9figuré: qui abonde, qui jouit de l'abondance. [1.3] 10en crue. [1.8] |
| Ohatra |
11 voasakan' ny rano tondraka ka tsy afa-manoatra.
[2.587#]
12 ary noho izany dia handriaka ny ranonorana anio, ka ho tondraka ny rano. [2.69#47] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 31Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 32 tondraka |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
34(de la racine tondraka : ce qu'on répand).
35Riz cuit à la vapeur puis arrosé de bouillon de légumes.. [Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 36 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 37 tandroka, 38 tondraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|