|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 toetra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Teny enti-milaza ny hevitra sy ny fihetsika ao amin' ny olona iray, izay anisan' ny mampiavaka azy amin' ny hafa: Mahafinaritra ny toetran' / Naivo fa tsotra sy tia namana izy.
4Fandeha: Ratsy ny toe-barotray ka angamba, hakatonay ny tsena atsy ho atsy ~ Tsara ny toetran' ny tafika. 5Laharana: Samy tokony hanao fitafiana araka ny toetrany avy. 6Fomba, ny maha-izy ny zavatra iray: Ny toetrantsika olombelona ~ Samy manana ny toetrany avy ny zavatra rehetra. 7Hatsarana na haratsiana: Ny toetran' ny tanimboly. 8Fipetraka, fitoetra: Manàna toetra maotina. [1.1] 9fitambaran'ny fihetsika sy fisainana ary ny fitondran-tena izay mampiavaka ny tsirairay; endrika isehoana siantifika. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10state, quality, nature, condition.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11caractère.
[1.8, 1.13] 12état, nature, qualité. [1.8] 13tempérament, propriété. [1.13] |
| Ohatra |
14 Betsaka ny olona no manana toetra anankiroa:
[2.472]
15 ary tsy hisy izay hanao toetra tsy araky ny fombany. [2.59#] 16 Tsy nanova toetra izy, na dia toy ny nohanin-javatra aza ny fony. [2.499] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 29Fikambanana 83 amin' io teny io |
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 31 toetra |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
33(ce mot a de nombreuses acceptions.
34Dans ce cas précis, il fait allusion au port de la plante, bien étalée sur le sol). 35Plantago tanalensis Baker (Plantaginaceae). 36Nom relevé par Descheemaeker qui signale son emploi dans les maladies du jeune enfant, notamment en bouillon en cas d'alofisaka. [Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 37 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 38 tatero, 39 toetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|