|
|
|
|

Teny iditra1 toerana
Fototeny  2toetra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fipetrahana; ny misy ny zavatra iray andavanandro: Samy ataovy amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra.
5Fipetraka, fitoetra: Tsy tiako ny toeran' ity trano ity.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a place. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7lieu, endroit, situation, emplacement. [1.8, 1.13]
Haiendriteny 
8 Tsotra :
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 39 amin' io teny io
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 anatero, 12 anetrao, 13 toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02