|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alofisaka |
| Singan-teny | 2alo, 3fisaka |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Aretin-jaza mahatonga azy hahia, halazolazo lava.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6A disease of children which makes them look thin..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7nom d'une maladie d'enfant qui les fait maigrir, s'étioler.
[1.3#23] 8athrepsie par carence en protéines. [1.196] |
| Ohatra |
9 Ny alofisaka dia aretina mankahia zaza ka mahatonga azy ho fisapisaka kely.
[2.643#213]
|
| Voambolana | 10 Fahasalamana |
| Tsipelina hafa | 11halofisaka |
| Mpanahaka | 12 alobotra |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 alofisaka, 15 soalafika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|